Hakim AI 语音生成器,来自 Fish Audio
生成由0+创作者信赖的Hakim 语音。使用AI文本转语音创建high-quality语音。
如何使用 Hakim 语音生成器
3个简单步骤即可创建专业配音
生成音频
点击生成,让 Hakim 的声音为您的文本注入生命
- 数秒内获得录音棚级品质效果
- 100% 免费试用 • 无需信用卡
生成由0+创作者信赖的Hakim 语音。使用AI文本转语音创建high-quality语音。
3个简单步骤即可创建专业配音
点击生成,让 Hakim 的声音为您的文本注入生命
Tsy Nofinofy Intsony (Couplet 1) Nieritreritra aho hoe ianao foiko, fa tonga dia lasa ianao rehefa tonga ny aloka. Nataoko rehareha ianao, nefa nataonao kilalao fotsiny ny foko. Nitsinjo anao aho hatramin’ny tsy nisy, fa ianao nitady kintana hafa. Nandatsaka ranomaso mangina, tsy hay lazaina fa tena marary be ny ao anatiko. (Pré-refrain) Niezaka hitazona, tsy navelako hikorisa, fa ianao namotsy ny tanako, nandainga tamiko. (Refrain) Tsy nofinofy intsony, efa tonga ho zava-misy ny fanaintainako. Ny foko naniry hitoetra, fa ianao no nisafidy hiala. Tsy hoe tsy tiana ianao, fa ianao no tsy tafajanona. Tokan’ny foko ianao indray andro, fa alina mangatsiaka ianao ankehitriny. (Couplet 2) Mbola hitako ao ny tavanao rehefa mikimpy, ary malahelo aho mieritreritra hoe tsapanao ve? Tsy vola no nokatsahiko, fa fitiavana tsy nivadika. Nofiko ho doria, fa ianao nanary toa tsy nisy lanjany. Nitazona teny mamy ianao taloha, fa nivadika ho sabatra manindrona androany. (Refrain) Tsy nofinofy intsony, efa tonga ho zava-misy ny fanaintainako. Ny foko naniry hitoetra, fa ianao no nisafidy hiala. Tsy hoe tsy tiana ianao, fa ianao no tsy tafajanona. Tokan’ny foko ianao indray andro, fa alina mangatsiaka ianao ankehitriny. (Outro voa susurisé / très lent) Raha tsy hiverina intsony ianao, dia handeha ihany ny andro… fa ho foana lava ny banga nalefanao Ao Anaty Ratra (Couplet 3) Tsy haiko intsony hoe ahoana no hitokisana, rehefa ny teny mamy lasa fitaovanao handravana ahy. Nolazaiko hoe “tsy handao aho”, fa ianao no nialoha nony tonga ny sarotra. Naninona ianao no nampanantena, raha efa fantatrao fa tsy ho vitanao? Nialako ny rehetra hitazona anao, fa ianao nandositra sy nandratra ahy. (Pré-refrain down whisper) Fitiavana nomena manontolo... fa navalianao fitiavana antsasany sady mandainga. (Refrain bis – deeper) Tsy nofinofy intsony, fa ratra misokatra ao anatiko. Nataoko toerana ianao, fa nosoloinao ranomaso. Tsy hoe tsy nandray anao aho, fa ianao no nandà ny fo naniry anao. Nakipinao varavarana, dia izaho no tavela amin’ny alina. (Bridge – style Wala Dem Bad émotionnel sy feo très lent) Maninona no izaho foana no mijanona mitana? Nahoana ianao no tsy nahita ny lanjan’ny olona tia marina? Ny tsikitsikiko lasa sary ratsy, ny hafaliana lasa manda... Raha tsy ampy aho taminao, dia nahoana no nampanantena hoe ho doria? --- Outro (très poétique, style sombre) Tsy misy feo intsony eto, afa-tsy ny foko mitaraina ao anaty haizina. Nandeha ianao, fa mijanona ato ny fahabangana navelanao. Raha afaka narenina dia ho nataoko, fa simba tanteraka aho androany…